Logo

WeBible

4. Ary dia avy ny lehilahy amin’ ny Jo...

2 Samuel

Chapter 2 : Verse 4

4 / 32

Ary dia avy ny lehilahy amin’ ny Joda ka nanosotra an’ i Davida tao mba ho mpanjaka amin’ ny taranak’ i Joda. Ary nisy nanambara tamin’ i Davida hoe: Ny olona any Jabesi-gileada no nandevina an’ i Saoly.

2 Samuel 2:4